Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 33:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Ary nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ary nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ary ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Jeremia, toy izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 33:19
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny mpisorona taranak’i Levỳ tsy ho tapaka olona hijoro eo anatrehako hanolotra sorona dorana manontolo, ary hampakatra ny eton’ny fanatitra sy ny sorom-pihavanana fanao isan’andro.


«Izao no lazain’ny TOMPO: Raha mahafoana ny fifanekena nataoko tamin’ny andro sy ny alina ianareo ka mahasakana ny andro sy ny alina tsy hiseho araka ny fotoanany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra