Jeremia 32:34 - DIEM PROTESTANTA34 Ankoatra izany, dia nametrahany sampy tao amin’ny tempoly natokana ho Ahy ka nolotoiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Fa nametraka ny fahavetavetany tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Ankoatra izany, dia nametrahany sampy tao amin’ny tempoly natokana ho Ahy ka nolotoiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Ary nametraka ireo fahavetavetany tao an-trano fiantsoana ny anarako, handotoany azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Fa nametraka ny fahavetavetany tao amin’ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy; Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Fa nametraka ny fahavetavetany tato amin'ny trano izay efa niantsoana ny anarako izy handotoany azy; Jereo ny toko |