Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 32:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Dia namaly ahy ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Dia namaly ahy ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 32:26
2 Rohy Ifampitohizana  

Eny, efa saika eo am-pelatanan’ny Babilônianina izao ny tanàna; koa nahoana Ianao, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, no nandidy ahy hividy io saha io ka handoa ny vidiny tolo-botsotra teo anatrehan’ny vavolombelona?


–Izaho no TOMPO Andriamanitry ny miaina rehetra, ka moa misy zavatra tsy vitako va?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra