Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 29:4 - DIEM PROTESTANTA

4 «Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady ilay Andriamanitr’i Israely, ho an’izay rehetra natolony ho babo avy tao Jerosalema ho any Babilôna:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, amin’ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babilona:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 «Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady ilay Andriamanitr’i Israely, ho an’izay rehetra natolony ho babo avy tao Jerosalema ho any Babilôna:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely, amin’ny babo rehetra nasesiko avy any Jerosalema ho any Babilôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, amin’ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, amin'ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 29:4
7 Rohy Ifampitohizana  

Izaho no mamorona ny mazava sy mahary ny maizina. Izaho no manome fahasambarana sy mahary ny loza. Izaho TOMPO no manao izany rehetra izany.


Ankehitriny dia hampahafantariko anareo izay hataoko amin’izany voaloboko izany: Hoesoriko ny fefy tsilo miaro azy, dia hiraofan’ny biby fiompy izy. Harodako ny rindrim-bato manodidina, dia ho voahitsakitsaky ny mpandalo izy.


–Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: Ho tahaka ireto aviavy tsara ireto no hijereko ny Jodeanina voababo izay noroahiko hiala teto amin’ity toerana ity hankany Babilônia.


‹Manorena trano ho anareo ka ipetraho; voleo ny tanimboly ka hano izay vokatra avy aminy.


Tsofina ao an-tanàna ve ny trompetra, ka tsy hisahotaka ny vahoaka? Misy loza ve ao an-tanàna, raha tsy ny TOMPO no nanao azy?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra