Jeremia 15:14 - DIEM PROTESTANTA14 Hampanompoiko ny fahavalonao ianao any amin’ny tany tsy fantatrao; fa mipoitra ny afom-pahatezerako ka handoro anao no irehetany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 ary hampitondraiko ny fahavalonao ho any amin’ny tany tsy fantatrao izany; fa mirehitra ny afon’ny fahatezerako ka handoro anareo no irehetany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Hampanompoiko ny fahavalonao ianao any amin’ny tany tsy fantatrao; fa mipoitra ny afom-pahatezerako ka handoro anao no irehetany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 ary hafindrako miaraka amin’ny fahavalonao, ho any amin’ny tany tsy fantatrao; fa nisy afo nirehitra tamin’ny fahatezerako; dia hirehitra eo amboninareo izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary hampitondraiko ny fahavalonao Ho any amin’ny tany tsy fantatrao izany; Fa arehitra ny afon’ny fahatezerako, Ka handoro anareo no irehetany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary hampitondraiko ny fahavalonao ho any amin'ny tany tsy fantatrao izany; Fa arehitra ny afon'ny fahatezerako, ka handoro anareo no irehetany. Jereo ny toko |
Nirehitra ny afon’ny fahatezerako ka nandoro ny toeran’ny maty, hatrany amin’ny farany ambany sy nandevona ny tany mbamin’ny vokatra ao aminy ary nampirehitra ny fanambanin’ny tendrombohitra. HEAVEN-THE DWELLING PLACE OF GOD NY LANITRA-TOERAM-PONENAN’ANDRIAMANITRA THE WATER ABOVE THE VAULT NY RANO AMBONIN’NY HABAKABAKA VAULT OF HEAVEN NY HABAKABAKA ANDOHALAMBON’NY LANITRA EARTH NY TANY Pillars of the sky (2) Andry fanorenan’ny lanitra (2) Pillars of the earth (3) Andry fanorenan’ny tany (3) Sheol Toeran’ny maty The Abyss of waters (2) Ranolalimbe Early conception of the universe Fiheverana fahagola ny amin’ny firafitr’izao tontolo izao (Deôterônômy 32.22) [NEB 148]