Jeremia 12:17 - DIEM PROTESTANTA17 Fa raha misy kosa firenena iray tsy mety mihaino Ahy, dia hongotako tanteraka izy sady haringako. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa raha tsy hankatò kosa izy dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Fa raha misy kosa firenena iray tsy mety mihaino Ahy, dia hongotako tanteraka izy sady haringako. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Fa raha tsy mihaino kosa, dia hongotako izany firenena izany, hongotako sy haringako izy,» - teny marin’i Iaveh. - Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa raha tsy hankatò kosa izy, dia hongotako izany firenena izany, Eny, hongotako sy haringako izy, hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa raha tsy hankatò kosa izy, dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy Jehovah. Jereo ny toko |