Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 10:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Rava ny laiko, tapaka avokoa ny tadiny. Tsy manan-janaka intsony aho fa lasa ireo. Tsy misy hanangana ny laiko intsony na hanorina indray ny fialofako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Rava ny tranolaiko, ary tapaka avokoa ny kofehin-daiko; lasa ny zanako ka tsy misy intsony, eny, tsy misy hamelatra ny tranolaiko intsony na hanenjana ny ambaindaiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Rava ny laiko, tapaka avokoa ny tadiny. Tsy manan-janaka intsony aho fa lasa ireo. Tsy misy hanangana ny laiko intsony na hanorina indray ny fialofako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Ny laiko rava; ny kofehin-daiko, tapaka avokoa; ny zanako nandao ahy, tsy misy intsony izy ireo; tsy misy olona intsony, hanangana indray ny laiko, sy hanorina indray ny tranolaiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Rava ny laiko, Ary tapaka avokoa ny kofehin-daiko; Lasa ny zanako, ka tsy misy intsony, Eny, tsy misy hamelatra ny laiko intsony Na hanantona ny ambain-daiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Rava ny laiko, ary tapaka avokoa ny kofehin-daiko; Lasa ny zanako, ka tsy misy intsony, eny, tsy misy hamelatra ny laiko intsony na hanantona ny ambain-daiko.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 10:20
12 Rohy Ifampitohizana  

Ny masonao izay nijery ahy dia tsy hahita ahy intsony; rehefa hizaha ahy ianao, dia tsy ho eo intsony aho.


Raha miongana ny olon-dratsy, dia tsy misy tafajanona; fa ny ankohonan’ny olo-marina kosa maharitra hatrany.


Hamelatra ny lanitra indray Aho sady hanorina indray ny tany, ka hilaza amin’i Tsiôna hoe: «Vahoakako ianao. Ataoko eo am-bavanao ny teniko; ary arovako eo ambany aloky ny tanako ianao.»


Tsy nisy nanohana anao na iray aza ireo zanaka rehetra naterakao; ary tsy nisy nitantana anao na iray aza ny ankizy rehetra notezainao.


Halalaho ny faritry ny lay fonenanao, asio fanitarana ny ambain’ny lainao, ka aza anaovana fitsitsiana. Halavao ny tadin-dainao ka hamafiso ny tsatòka,


Satria ireo efa niantso anao hoe: «Ry ilay tsy misy ilana azy,» «ry Tsiôna tsy misy miahy akory», koa hositraniko ny ratranao ary hohamainiko ny ferinao; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.».


Izao no lazain’ny TOMPO: Nisy fitarainana heno tao Ramà, dia fitomaniana sy fidradradradrana mafy. I Rahely no mitomany ny zanany; ka tsy mety nampiononina izy satria tsy eo intsony ny zanany.»


Fahavoazana mifanontona no ambara; rava ny tany manontolo. Rava tampoka teo ny tranolay nitobianay ary fongana indray mipi-maso ny fialofanay.


Ny fahavalony no lasa ambony ary ny mpiady aminy no miadana; satria ny TOMPO no mampahory an’i Tsiôna noho ireo fahadisoany maro. Atosi-pahavalo ireo zanany madinika no lasa ho any an-tsesitany.


Ny vehivavy eo amin’ny vahoakako dia roahinareo hiala amin’ny trano tsy foiny; esorinareo hiala mandrakizay amin-janany ny hasambarana nomeko azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra