Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jaona 3:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ny rivotra dia mitsoka amin’izay tiany, ary renao ny feony nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany: tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy Masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ny rivotra dia mitsoka any amin’izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany, dia tahaka izany koa izay rehetra ateraky ny Fanahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ny rivotra dia mitsoka amin’izay tiany, ary renao ny feony nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany: tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy Masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ny rivotra mitsoka amin’izay tiany ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay iaviany na izay alehany; tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ny rivotra mitsoka amin’izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ny rivotra mitsoka amin'izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jaona 3:8
21 Rohy Ifampitohizana  

Fa vao niteny ny Tompo, dia nirongatra ny rivo-mahery ka nampisamboaravoara ny onjan-dranomasina.


Ny rivo-mahery novany ho tsiotsioka, ary ny onjan-drano nihanalefaka;


Nampiakatra rahona avy any am-paran’ny tany Izy, ka nanao helatra narahin-dranonorana ary namoaka ny rivotra avy tamin’ny fitahirizany azy.


Mbetika ny rivotra mitsoka mianatsimo, mbetika mitsoka mianavaratra. Mitsoka ny rivotra dia mitambolina ary mamerina ny fihodinany indray.


Dia hoy ny Tompo tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, ijoroy ny maha-mpaminany anao ny amin’ny fofonaina, eny, ijoroy ny maha-mpaminany anao ka mitenena aminy hoe: ‹Ry fofonaina, mandidy anao ny Tompo ANDRIANANAHARY mba ho tonga avy amin’ny vazan-tany efatra ianao ka hitsoka amin’ireo faty ireo mba ho velona indray izy.›


izy ireo dia nateraka tsy araka ny fomban’olombelona miankina amin’ny sitrapon-dehilahy, fa araka ny fomban’Andriamanitra.


Aza gaga ianao raha nilazako hoe: «Tsy maintsy ateraka indray ianareo.»


Dia niteny tamin’i Jesoa i Nikôdema nanao hoe: –Hatao ahoana no hahatonga izany?


Ary nisy feo avy tany an-danitra tonga tampoka tahaka ny rivo-mahery mifofofofo ka nanenika ny trano nitoerany.


Rehefa avy nivavaka ireo mpino, dia nihovitrovitra ny trano niangonany ary feno Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin’Andriamanitra tamim-pahasahiana.


Izany Fanahy iray izany ihany no loharano ipoiran’ireo fanomezana rehetra ireo, ka mizarazara azy, araka izay sitrapony, amin’ny olona tsirairay.


Raha samy olombelona izao, dia ny fanahin’ny olona ao anatiny ao ihany no mahalala izao ao am-pon’ilay olona; ary toy izany koa, ny Fanahin’Andriamanitra ihany no mahafantatra izay ao am-pon’Andriamanitra.


Raha fantatrareo fa marina Andriamanitra, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina soritany koa dia naterak’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra