Jaona 3:4 - DIEM PROTESTANTA4 Dia hoy i Nikôdema taminy: –Hataon’ny olona ahoana no hateraka indray rehefa antitra? Moa afa-miverina any an-kibon-dreniny ve izy ka hateraka fanindroany? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Hoy i Nikodemosy Taminy: Hataon’ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe? Moa mahazo miditra any an-kibon’ny reniny indray va izy ka hateraka? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia hoy i Nikôdema taminy: –Hataon’ny olona ahoana no hateraka indray rehefa antitra? Moa afa-miverina any an-kibon-dreniny ve izy ka hateraka fanindroany? Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Ary hoy i Nikôdema taminy: «Ataon’ny olona ahoana no ateraka indray rehefa antitra izy? Moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka indray?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Hoy Nikodemosy taminy: Hataon’ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka? Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Hoy Nikodemosy taminy: Hataon'ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka? Jereo ny toko |