Jaona 21:3 - DIEM PROTESTANTA3 Fa hoy i Simôna Petera tamin’izy enin-dahy: –Ndeha hanarato aho! Ka hoy ireo taminy: –Ndeha hiaraka aminao koa izahay. Dia niainga izy rehetra ka niditra tao an-tsambokely, saingy tamin’iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Hoy i Simona Petera: Handeha hanarato aho. Hoy ireo taminy: Handeha hiaraka aminao koa izahay. Dia nandeha izy ka niditra an-tsambokely, nefa tamin’iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Fa hoy i Simôna Petera tamin’izy enin-dahy: –Ndeha hanarato aho! Ka hoy ireo taminy: –Ndeha hiaraka aminao koa izahay. Dia niainga izy rehetra ka niditra tao an-tsambokely, saingy tamin’iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Fa hoy i Simôna Piera tamin’izy ireo: «Handeha hanarato aho.» Fa hoy ireo taminy: «Handeha hiaraka aminao koa izahay.» Dia nandeha izy rehetra ka niditra tao an-tsambo kely, nefa tsy nahazo na inona na inona izy tamin’iny alina iny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Hoy Simona Petera taminy: Handeha hanarato aho. Hoy ireo taminy: Handeha hiaraka aminao koa izahay. Dia nandeha izy ka niditra an-tsambokely, ary tamin’iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Hoy Simona Petera taminy: Handeha hanarato aho. Hoy ireo taminy: Handeha hiaraka aminao koa izahay. Dia nandeha izy ka niditra an-tsambokely, ary tamin'iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory izy. Jereo ny toko |