Isaia 9:16 - DIEM PROTESTANTA16 Noho izany, dia tsy hiantran’ny Tompo ireo tanorany ary tsy hamindrany fo ireo kamboty sy mpitondratenany. Fa olona tsy mahatoky sady mpanao ratsy izy rehetra ary ny vavany samy miteny hadalana avokoa. Saingy, na teo aza izany rehetra izany, dia tsy mbola afaka ny fahatezeran’ny Tompo fa mihinji-tanana mandrahona ihany Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Noho izany dia tsy mahafaly NY TOMPO ny zatovony, ary tsy iantrany ny kamboty sy ny mpitondratena ao aminy satria samy tsy mino sy mpanao ratsy izy, ary milaza hadalana ny vava rehetra. Kanefa na eo aza izany rehetra izany dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany fa mbola miainga ihany ny tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Noho izany, dia tsy hiantran’ny Tompo ireo tanorany ary tsy hamindrany fo ireo kamboty sy mpitondratenany. Fa olona tsy mahatoky sady mpanao ratsy izy rehetra ary ny vavany samy miteny hadalana avokoa. Saingy, na teo aza izany rehetra izany, dia tsy mbola afaka ny fahatezeran’ny Tompo fa mihinji-tanana mandrahona ihany Izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Noho izany ny zatovon’izy ireo tsy ankasitrahin’ny Tompo, ary ny kamboty amam-mpitondratenany, tsy ananany antra; satria izy rehetra dia samy mpankahala fivavahana sy ratsy fanahy avokoa, ary ny lela rehetra mamoaka fankahalana ny fivavahana avokoa. Na izany rehetra izany aza anefa, tsy nihodivitra ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary noho izany dia tsy mahafaly an’i Jehovah ny zatovony, Ary ny kamboty sy ny mpitondratena ao aminy dia tsy iantrany; Fa samy mpihatsaravelatsihy sy mpanao ratsy izy, Ary ny vava rehetra mamoaka teny fahadalana. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary noho izany dia tsy mahafaly an'i Jehovah ny zatovony, ary ny kamboty sy ny mpitondratena ao aminy dia tsy iantrany; Fa samy mpihatsaravelatsihy sy mpanao ratsy izy, ary ny vava rehetra mamoaka teny fahadalana. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany. Jereo ny toko |
Izany indrindra no nampirehitra ny fahatezeran’ny TOMPO tamin’ny vahoakany. Naninji-tanana taminy sy namely azy Izy, Nampihovitrovitra ny tendrombohitra izany; ary toy ny fako tavela eny an-dàlambe no niampatramparan’ny fatin’olona. Saingy, na teo aza izany rehetra izany, dia tsy mbola afaka ny fahatezeran’ny TOMPO fa maninji-tanana mandrahona ihany Izy.