Isaia 47:5 - DIEM PROTESTANTA5 Mipetraha mangina ianao ary misitriha any amin’ny maizina, ry renivohitry ny Kaldeanina, satria ianao tsy hantsoina intsony hoe: «tompovavin’ny fanjakana maro». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Mipetraha mangingina ka midira ao amin’ny maizina, ry zanakavavin’i Kaldea! Fa tsy hatao hoe Tompovavin’ny fanjakana intsony ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Mipetraha mangina ianao ary misitriha any amin’ny maizina, ry renivohitry ny Kaldeanina, satria ianao tsy hantsoina intsony hoe: «tompovavin’ny fanjakana maro». Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Mipetraha tsy miteny, midira ao amin’ny maizina, ry zanaka vavin’ny Kaldeanina; fa ianao tsy hantsoina intsony hoe: ilay tompovavin’ny fanjakana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Mipetraha mangingina, ka midira ao amin’ny maizina, Ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe Tompovavin’ny fanjakana intsony hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Mipetraha mangingina, ka midìra ao amin'ny maizina, ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe Tompovavin'ny fanjakana intsony ianao. Jereo ny toko |