Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 38:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Ary nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Isaià nandidy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia tonga tamin’Isaia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ary nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Isaià nandidy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia tonga tamin’i Izaia ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia tonga tamin’Isaia ny tenin’i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia tonga tamin'Isaia ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 38:4
2 Rohy Ifampitohizana  

ary nanao hoe: «TOMPO ô, mba tsarovy fa nandeha tamim-pahamarinana sy tamin-kitsimpo teo anatrehanao aho ary nanao izay tsara eo imasonao!» Dia nitomany nanao ranomaso havozona i Hezekià.


handeha hilaza amin’i Hezekià hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Davida razambenao: Reko ny vavakao ary hitako ny ranomasonao, ka hampiako 15 taona ny andro hiainanao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra