Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 3:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Amin’izany andro izany, dia hoesorin’ny Tompo ny haingo rehetra fampiasan’ny andriambavilanitr’i Tsiôna, izany hoe: ny haban-tongotra sy ny fehiloha ary ny firavaka misarim-bolan-tsinana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Amin’izany andro izany dia hesorin’NY TOMPO ny firavaka rehetra: Ny fehin-tongotra, ny sarondoha, ny firavaka sarim-bolan-tsinana,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Amin’izany andro izany, dia hoesorin’ny Tompo ny haingo rehetra fampiasan’ny andriambavilanitr’i Tsiôna, izany hoe: ny haban-tongotra sy ny fehiloha ary ny firavaka misarim-bolan-tsinana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Amin’izany andro izany, hoesorin’ny Tompo ny ravaky ny masom-bola, ny masoandro sy ny volantsinana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Amin’izany andro izany dia hesorin’i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolantsinana,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Amin'izany andro izany dia hesorin'i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolan-tsinana,

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 3:18
7 Rohy Ifampitohizana  

Noho izany, dia hataon’ny TOMPO voaharatra ny tampon-dohan’ireo andriambavilanitra ireo sady hataony mangadihady ny handriny.


ny kavina jejo sy ny rojo ary ny voaly;


Horobainy ny fitafianao sy ny firavaka fihaingoanao.


Ankoatra izany, nandefa iraka hanasa lehilahy avy any an-tany lavitra izy. Raha vao naharay hafatra ireny, dia nirohotra ho atỳ amin’i Ôhôlà sy i Ôhôlibà izay samy efa nandro sy nandoko maso ary nametaka firavaka rahateo.


Aoka ny haingonareo tsy ho zavatra ivelany fotsiny, toy ny taovolo sy ny firava-bolamena ary ny didy akanjo;


Dia hoy i Zebaha sy i Tsalmonà tamin’i Gidehôna: –Aoka ny tenanao mihitsy no hamono hahafaty anay, satria adidin’ny lehilahy mahery fo ny manao izany! Dia nitsangana i Gidehôna ka namono hahafaty ireo mpanjaka roa lahy; ary nalainy ny firavaka nihantona teny am-bozon’ireo ramevany.


Ny lanjan’ny volamena nangatahin’i Gidehôna dia nahatratra roapolo kilao. Nahazo izay firavaka sy kavina ary fitafiana jaky nentin’ireo mpanjaka midianita koa izy, ankoatra ireo rojo nandravaka ny vozon’ny ramevany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra