Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 3:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Ahoana moa no ahazoanareo mampahory ny vahoakako sy manosihosy ny fahamendrehan’ny mahantra? Izany no teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Nahoana no dia hosihosenareo ny oloko ary torotoroinareo ny tavan’ny madinika? Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ahoana moa no ahazoanareo mampahory ny vahoakako sy manosihosy ny fahamendrehan’ny mahantra? Izany no teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Lalàna avy aiza no anosihosenareo ny vahoakako, sy anorotoroanareo ny tavan’ny ory?» Teny ton’ny Tompo Iavehn’ny tafika, izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan’ny malahelo? Hoy Jehovah, Tompon’ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan'ny malahelo ? Hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 3:15
17 Rohy Ifampitohizana  

Ny vahoakanao, TOMPO ô, ampahorîny; ireo voatokana ho Anao ampijalîny.


Nokapohiny aza ny mpitandrin-draharaha israelita notinendriny, sady nanontaniany hoe: «Nahoana omaly sy androany no tsy vitanareo ny isan’ny biriky anjaranareo toy ny teo aloha?»


Misy karazan’olona izay manana toetra lozabe fa toy ny sabatra ny nifiny ary toy ny antsy ny vazany. ka vonona izy hamongotra ny ory tsy ho amin’ny tany ary koa ny mahantra tsy ho eo anivon’ny olona.


Hanesorana eo amin’ny fitsarana ny fitarainan’ny madinika izany ary hamerezan-jo aman-drariny ny mahantra eo amin’ny vahoakako, hamaboan-karena ny mpitondratena ary koa handrobam-pananana ny kamboty.


Ireo olona faran’izay fadiranovana dia ho tahaka ny ondrikely miraotra, ary ireo mahantra hiadana sy handry feizay; fa hataon’ny fahavalo matin-kanoanana hatrany ifotony kosa ianao, ry Filistia, ary izay sisa ao aminao dia haringana.


mba hohitsahin’ny mahantra sy ny malemy.


Ny malahelo hiravoravo amin’ny TOMPO hatrany, ary ny mahantra ho dibo-kafaliana noho ny amin’Ilay Masin’i Israely.


Koa izao no lazain’ilay Masin’i Israely: «Satria lavinareo izany teniko izany fa aleonareo mitoky amin’ny tsikombakomba sy miantehitra amin’ny hafetsifetsena,


Ny adala miteny hadalana hatrany, ary ny fony manomana heloka; dia manatanteraka izany tahaka ny tsy mpivavaka izy ary koa miteny ratsy ny TOMPO. Avelany hitofezaka ny noana ary tsy ampisotroiny rano ny mangetaheta.


Ny taranak’i Israely no voaloboky ny TOMPO, dia ilay TOMPOn’izao rehetra izao, ary ny olona eto Joda no voly tiany indrindra. Fitandroana ny rariny no nantenain’ny TOMPO kanjo ny tsy rariny no teo; ary fahamarinana no nandrandrainy, kanjo kiakiam-pitarainana no teo.


Indro sady mifady hanina ianareo no mbola miady sy mifanditra ihany ary mamely totohondry mahery vaika. Tsy ny fifadianareo hanina tahaka izany no handrenesako ny feonareo any amin’ny avo.


Hoy ny TOMPO ny amin’ny Israelita hoe: «Tena vahoakako tokoa ianareo, zanaka tsy handiso fanantenana Ahy.» Ka dia tonga Mpamonjy azy ireo ny Tompo


«Ahoana moa no amerimberenanareo izao ohabolana izao ao amin’ny tanin’i Israely hoe: ‹Ny ray aman-dreny no nihinana voaloboka marikivy, ka ny zanany ve no hadilo nify?›


Dia nanatona azy ny kapitenin-tsambo ary nanontany azy hoe: –Fa manao inona eto ianao? Toa matory! Mitsangàna, ka mba antsoy koa ny Andriamanitrao, fa angamba hieritreritra antsika Izy ka tsy hamela antsika ho faty.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra