Isaia 28:3 - DIEM PROTESTANTA3 Dia ho voahitsakitsaka am-paladia ilay tanàna miendrika satroboninahitra, sady reharehan’ny mpidoroka ao Efraîma. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia hohitsahin’ny tongotra ny satroboninahitra izay reharehan’ny mpimamo ao Efraima; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia ho voahitsakitsaka am-paladia ilay tanàna miendrika satroboninahitra, sady reharehan’ny mpidoroka ao Efraîma. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Hohosena amin’ny tongotra ny diadema be avonavon’ny mpimamo ao Efraima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia hohitsahin’ny tongotra ny satroboninahitra, Izay reharehan’ny mpimamo any Efraima. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia hohitsahin'ny tongotra ny satro-boninahitra, Izay reharehan'ny mpimamo any Efraima. Jereo ny toko |
–Izaho irery no nanosihosy ny famiazam-boaloboka fa tsy nisy niaraka tamiko na dia iray aza ireo olona avy tamin’ny vahoakako. Nanosihosy hafa firenena tamin’ny fahatezerako Aho ary nanitsakitsaka azy tamin’ny fahavinirako; dia nipitipitika tamin’ny fitafiako ny rany ka voalotoko ny akanjoko rehetra.
Dia nandre anjely iray niteny aho; ary nisy anjely iray hafa nanontany azy hoe: «Mandra-pahoviana no haharetan’izay zavatra nasehon’ny fahitana? Mandra-pahoviana no ho foana ny sorona isan’andro, no hanjaka ny halozana mahatonga fandravana ary ho voahosihosy ny Toeramasina mbamin’ny tafiky ny lanitra?»