Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 23:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Dia ity tokoa ve ilay tanànareo izay naresaka dia naresaka fahiny, sy efa niorina hatry ny ela ary nandeha nanjana-tany hatrany lavitra any?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ity va ilay tanànanareo niravoravo? Hatry ny fahagola no efa niorenany sady noentin’ny tongony hivahiny lavitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Dia ity tokoa ve ilay tanànareo izay naresaka dia naresaka fahiny, sy efa niorina hatry ny ela ary nandeha nanjana-tany hatrany lavitra any?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ity va no renivohitrareo falifaly, izay efa hatramin’ny andro fahagola ny fiandohany, sy izay nentin’ny tongony lasa lavitra hitoetra any.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Izao va no manjo anao, ry ilay niravoravo, Izay efa naorina hatry ny fony fahagola Sady nentin’ny tongony hivahiny any lavitra any?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Izao va no manjo anao, ry ilay niravoravo, izay efa naorina hatry ny fony fahagola sady nentin'ny tongony hivahiny any lavitra any?

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 23:7
5 Rohy Ifampitohizana  

Nahita mpanompo mitaingin-tsoavaly aho ary olona ambony mandeha tongotra toy ny mpanompo.


Nahoana no maresaka be ny tanàna ary feno antsoantso sy tabataba? Tsy matin-tsabatra anefa ireo maty eo aminao ary tsy maty novonoina tamin’ny ady.


malahelova amin’ny tanin’ny vahoakako izay rakotry ny kirihitra tsilo; eny, malahelova tokoa ianareo; ny amin’ny korana fanao isan-trano eto amin’ity tanàna revon-danonana ity.


Avy eo ny sisin-tany dia mihodina hatrany Ramà sy hatrany Tiro tanàna mimanda, dia mihodina ho any Hôsa ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea ka mahafaoka an’ireto tanàn-dehibe ireto: i Mehaleba, i Akziba,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra