Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 2:15 - DIEM PROTESTANTA

15 ny tilikambo miringiringy sy ny manda mafy rehetra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 ny tilikambo fiambenana miringiringy rehetra, ny manda mafy rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 ny tilikambo miringiringy sy ny manda mafy rehetra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 hamelezana ny tilikambo mijoalajoala rehetra, mbamin’ny manda mafy rehetra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Sy ny tilikambo miringiringy rehetra Sy ny mànda mafy rehetra

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Sy ny tilikambo miringiringy rehetra Sy ny manda mafy rehetra

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 2:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Ao izy no hitsiparaka tanana toy ny fanaon’ny mpilomano; nefa hampietry ny avonavon’i Môaba ny TOMPO na dia eo aza ny hamailaky ny tanany.


Ary ny mandanao mafy sy sarotra iakarana, ry Môaba, dia efa nazeran’ny TOMPO sy narodany ka nilamaka an-tany hiafara am-bovoka.


Amin’ny andron’ilay fandringanana goavana, rehefa hianjera ireo tilikambo, dia samy hisy renirano mikoriana eny an-tendrombohitra manerinerina sy eny amin’ny havoana miteronterona.


Izany andro izany no handrenesana ny miaramila hitsoka trompetra sy hanao akoran’ady hamelezana ireo tanàna mimanda sy ny tilikambo avo eny amin’ny zorony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra