Isaia 13:13 - DIEM PROTESTANTA13 Ny lanitra dia hihozongozona ary ny tany hihovitrovitra eo amin’ny toerany noho ny fahatezeran’ny TOMPOn’izao rehetra izao, dia amin’ny andro hirehetan’ny fahavinirany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Noho izany dia hampihorohoroiko ny lanitra, ary hihovotrovotra any amin’ny fanorenany ny tany, noho ny fahatezeran’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, sy noho ny andro firehetan’ny fahatezerany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ny lanitra dia hihozongozona ary ny tany hihovitrovitra eo amin’ny toerany noho ny fahatezeran’ny TOMPOn’izao rehetra izao, dia amin’ny andro hirehetan’ny fahavinirany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Noho izany, ny lanitra hampangovitiko; ary ny tany hohozongozonina hiala amin’ny fitoerany, azon’ny haviniran’i Iavehn’ny tafika, amin’ny andro hirehetan’ny fahatezerany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary noho izany dia hampihorohoroiko ny lanitra, Ary ny tany hientanentana hiala amin’ny fitoerany Noho ny fahatezeran’i Jehovah, Tompon’ny maro, Sy noho ny andro firehetan’ny fahatezerany. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary noho izany dia hampihorohoroiko ny lanitra, ary ny tany hientanentana hiala amin'ny fitoerany noho ny fahatezeran'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy noho ny andro firehetan'ny fahatezerany. Jereo ny toko |