Isaia 10:21 - DIEM PROTESTANTA21 Hisy sisa hiverina, eny, hisy sisa amin’ny taranak’i Jakôba hiverina amin’Andriamanitra mahfkery. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary izay sisa amin’i Jakoba dia hiverina ho amin’Andriamanitra mahery. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Hisy sisa hiverina, eny, hisy sisa amin’ny taranak’i Jakôba hiverina amin’Andriamanitra mahfkery. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Misy sisa hiverina, dia sisa amin’i Jakôba, ho amin’ny Andriamanitra mahery. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary izay sisa amin’i Jakoba Dia hiverina ho amin’Andriamanitra Mahery. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary izay sisa amin'i Jakoba dia hiverina ho amin'Andriamanitra Mahery. Jereo ny toko |
Hanao izay hanitarana ny fahefàny izy ary hampisy fiadanana tsy misy fetra. Ny sezafiandrianan’i Davida no hipetrahany ary ny fanjakany no hofeheziny ka haoriny sy hohamafisiny amin’ny rariny sy ny hitsiny, hatramin’izao ka ho mandrakizay. Izany no hotanterahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, vokatry ny firedaredam-pitiavany.