Hebreo 3:2 - DIEM PROTESTANTA2 Fa i Jesoa dia nahatoky an’Andriamanitra teo amin’ny andraikitra nanendreny Azy, nahatoky tahaka an’i Mosesy izay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 izay mahatoky eo anatrehan’ny nanendry Azy, tahaka an’i Mosesy koa tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Fa i Jesoa dia nahatoky an’Andriamanitra teo amin’ny andraikitra nanendreny Azy, nahatoky tahaka an’i Mosesy izay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Nahatoky tao amin’ny tranon’Andriamanitra manontolo izy.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 izay nahatoky an’Ilay nanendry Azy, tahaka an’i Môizy tao amin’ny tranony rehetra koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Izay mahatoky ny nanendry Azy, tahaka an’i Mosesy koa tao amin’ny tranon’Andriamanitra rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Izay mahatoky ny nanendry Ary, tahaka an'i Mosesy koa tao amin'ny tranon'Andriamanitra rehetra. Jereo ny toko |