Hebreo 13:3 - DIEM PROTESTANTA3 Tsarovy ny voafonja, ka hevero ho toy ny miaraka voafonja aminy koa ny tenanareo; tsarovy ny ampahorîna, ka hevero ho toy ny ampahorîna tahaka azy ireo koa ny tenanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tsarovy izay mifatotra ka ho toy ny miara-mifatotra aminy ianareo, ary izay ampijalina satria manana vatana mety mijaly koa ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tsarovy ny voafonja, ka hevero ho toy ny miaraka voafonja aminy koa ny tenanareo; tsarovy ny ampahorîna, ka hevero ho toy ny ampahorîna tahaka azy ireo koa ny tenanareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Tsarovy izay mifatotra, aoka ho toy ny miara-mifatotra aminy ianareo; ary izay ampahoriana koa, fa mbola ao anatin’ny nofo koa ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Tsarovy izay mifatotra, ho toy ny miara-mifatotra aminy hianareo, ary izay ampahorina, satria mbola eo amin’ny tena koa hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Tsarovy izay mifatotra, ho toy ny miara-mifatotra aminy ianareo, ary izay ampahorina, satria mbola eo amin'ny tena koa ianareo. Jereo ny toko |