Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Hebreo 10:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Ny asan’ireo sorona ireo dia ny mampahatsiaro ny olona isan-taona ny fahotany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Kanefa amin’ireny fanatitra ireny dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ny asan’ireo sorona ireo dia ny mampahatsiaro ny olona isan-taona ny fahotany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Nefa isan-taona dia nahatsiaro ny fahotany ihany ny olona tamin’ireny sorona ireny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Fa amin’ireo dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Fa amin'ireo dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.

Jereo ny toko dika mitovy




Hebreo 10:3
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy ravehivavy tamin’i Elià: –Ry olon’Andriamanitra, nahoana no nanao izao tamiko ianao? Moa hampahatsiaro ny fahotako sy hahafaty ny zanako lahy ve no nahatongavanao tatỳ amiko?


Indray mandeha isan-taona i Aharôna no hanadio azy; hapetrany eo amin’ny tandroky ny alitara ny ra nalaina avy tamin’ny biby natao sorona ahazoana famelan-keloka. Havaozina isan-taona io lanonana io eo amin’ny taranaka mifandimby. Voatokana ho Ahy TOMPO io alitara io, ka hanan-kasina fatratra.»


«Lalàna raikitra ho anareo izany, mba hahazoana, indray mandeha isan-taona, ny famelana ny heloka rehetra ho an’ny Israelita.» Dia araka izay zavatra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy no nataon’i Aharôna.


fa ny rako ity, dia ilay ra anorenan’Andriamanitra ny fanekempihavanany sady alatsaka ho an’ny besinimaro ho famelan-keloka.


Dia tsaroan’ny mpianatr’i Jesoa fa izao no efa voalazan’ny Soratra Masina: «Saro-piaro ny amin’ny tranonao aho, Andriamanitra ô, ka izany no haharîtra aina ahy!»


fa ao amin’ny tranolay faharoa kosa dia ny mpisorombe irery ihany no miditra ao indray mandeha isan-taona, sady mitondra ram-biby hatolony an’Andriamanitra ho fanalana ny hadisoana tsy nahy vitan’ny tenany sy vitan’ny vahoaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra