Hagay 1:10 - DIEM PROTESTANTA10 Izany no tsy nisian’ny orana latsaka na zavatra naniry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Noho izany dia nitsahatra tsy hampilatsaka ando ny lanitra eo amboninareo ary nitsahatra tsy hahavokatra ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Izany no tsy nisian’ny orana latsaka na zavatra naniry. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Noho izany ny lanitra tsy nandefa ny ando ho anareo, ary ny tany mandà tsy hanome ny vokany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary noho izany dia ny aminareo no nitsaharan’ny lanitra tsy hampilatsaka ando sy nitsaharan’ny tany tsy hahavokatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary noho izany dia ny aminareo no nitsaharan'ny lanitra tsy hampilatsaka ando sy nitsaharan'ny tany tsy hahavokatra. Jereo ny toko |