Genesisy 45:27 - DIEM PROTESTANTA27 Fa nambaran’izy ireo taminy ny teny rehetra izay nampitondrain’i Jôsefa azy; ary rehefa nahita ny sarety izay nalefan’i Jôsefa hitondrana azy i Jakôba rainy, dia nahazoazo aina indray Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia nolazain’izy ireo ny teny rehetra izay nolazain’i Josefa taminy. Rehefa hitany ny sarety izay nalefan’i Josefa mba hitondrana azy dia izay vao velona indray ny ain’i Jakoba rainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Fa nambaran’izy ireo taminy ny teny rehetra izay nampitondrain’i Jôsefa azy; ary rehefa nahita ny sarety izay nalefan’i Jôsefa hitondrana azy i Jakôba rainy, dia nahazoazo aina indray Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Koa nambaran’izy ireo azy ny teny rehetra nolazain’i Josefa. Rehefa hitany ny sarety nalefan’i Josefa hitondrana azy, dia velombelona terỳ ny fanahin’i Jakôba rainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Dia nolazain’izy ireo ny teny rehetra izay efa nolazain’i Josefa taminy: ary rehefa hitany ny sariety izay efa nampitondrain’i Josefa hitondrana azy, dia izay vao velona indray ny fanahin’i Jakoba rainy. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Dia nolazain'izy ireo ny teny rehetra izay efa nolazain'i Josefa taminy: ary rehefa hitany ny sariety izay efa nampitondrain'i Josefa hitondrana azy, dia izay vao velona indray ny fanahin'i Jakoba rainy Jereo ny toko |
Fa ankehitriny ilay Avo manerinerina, ilay mandrakizay ny fonenany sady masina ny anarany, dia manao izao teny izao: «Any amin’ny toerana avo sy masina no onenako, nefa koa ao amin’ny torotoro fo sy manetry tena mba hamelombelona ny fanahin’ireo manetry tena sy hamelombelona ny fon’ireo torotoro fo.