Genesisy 45:23 - DIEM PROTESTANTA23 Ary izao koa no nampitondrain’i Jôsefa ho an-drainy: borikilahy folo nivesatra ny zava-tsoa avy tany Ejipta sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo ary sakafo hafa ho an’ny dian-drainy mianakavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Izao kosa no nampitondrainy ho an’ny rainy: Borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Ejipta, borikivavy folo nitondra vary sy mofo ary vatsy ho an’ny rainy hoentiny eny an-dalana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ary izao koa no nampitondrain’i Jôsefa ho an-drainy: borikilahy folo nivesatra ny zava-tsoa avy tany Ejipta sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo ary sakafo hafa ho an’ny dian-drainy mianakavy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Ary i rainy kosa nampitondrany ampondra lahy folo, nitondra tamin’izay vokatr’i Ejipta tsara indrindra; ampondra vavy folo, nitondra vary sy mofo ary hanina ho an-drainy eny an-dalana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo, ary vatsy ho an’ny rainy ho entiny eny an-dàlana. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary izao kosa no nampitondrainy ho an-drainy: borikilahy folo nitondra zava-tsoa avy tany Egypta, sy borikivavy folo nitondra vary sy mofo, ary vatsy ho an'ny rainy ho entiny eny an-dalana. Jereo ny toko |