Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 41:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Ireto salohim-bary fito manakofa dia nitelina ireo salohim-bary fito vokatra be. Efa notantaraiko tamin’ireo mpimasy izany, kanefa tsy nisy afaka nanazava azy tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito tsara. Nolazaiko tamin’ny ombiasy izany nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ireto salohim-bary fito manakofa dia nitelina ireo salohim-bary fito vokatra be. Efa notantaraiko tamin’ireo mpimasy izany, kanefa tsy nisy afaka nanazava azy tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Ary natelin’ireto salohim-bary mahia iretsy salohim-bary tsara tarehy. Nambarako tamin’ny mpanoratra izany, fa tsy misy mahalaza ny heviny.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito vokatra. Ary nolazaiko tamin’ny ombiasy izany, nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito vokatra. Ary nolazaiko tamin'ny ombiasy izany, nefa tsy nisy nahalaza ny heviny tamiko.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:24
5 Rohy Ifampitohizana  

Manaraka izany dia nisy salohim-bary fito hafa koa nipoitra taorian’ireo ka malazo sady nanakofa ary main’ny rivotra avy any atsinanana.


Nony maraina dia nampiantso ny mpimasy sy ny olon-kendry rehetra tao Ejipta ny Farao satria feno tebiteby. Notantarainy tamin’ireo ny nofiny, kanefa tsy nisy nahalaza ny heviny.


Havahako tsy ho voan’ny loza hanjo ny vahoakanao ny vahoakako. Rahampitso no hiseho izany zava-mahagaga izany.»


Misy milaza hoe: «Anontanionareo ny avelon’ny maty izay mibitsibitsika sy misaosao eo am-pilazana ny hoavy. Ara-dalàna raha manontany izay heveriny ho andriamanitra ny vahoaka iray; ara-dalàna raha manontany ny maty izy mba ho fanasoavana ny velona.»


Fa rehefa nandry teo am-parafara aho, dia izao no hitako: Indro nisy hazo iray teo afovoan’ny tany; ary fatratra tokoa ny haavony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra