Genesisy 40:19 - DIEM PROTESTANTA19 Ato anatin’ny telo andro dia hoesorin’ny Farao amin’ny toeram-boninahitrao ianao, ka hahantony amin’ny hazo; dia ho avy ny voro-manidina hihinana ny nofonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ato anatin’ny hateloana dia hasandratr’i Farao ho afaka aminao ny lohanao ka hahantony amin’ny hazo ianao dia hohanin’ny vorona ny nofonao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ato anatin’ny telo andro dia hoesorin’ny Farao amin’ny toeram-boninahitrao ianao, ka hahantony amin’ny hazo; dia ho avy ny voro-manidina hihinana ny nofonao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Ka hateloana sisa dia hesorin’i Faraôna ho afaka aminao ny lohanao, ary hahantony amin’ny hazo ianao, ka hohanin’ny vorona ny nofonao eo aminao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ato anatin’ny hateloana dia hasandratr’i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin’ny hazo hianao) dia hohanin’ny vorona ny nofonao. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin'ny hazo ianao) dia hohanin'ny vorona ny nofonao. Jereo ny toko |
Naka ny lamba gony fisaonana i Ritsepà zanakavavin’i Aià, ka novelariny teo ambony vatolampy; dia nitoetra teo izy nanomboka tamin’ny fiandoham-pijinjana ka mandra-pilatsaky ny orana avy any an-danitra tamin’ireo faty ireo. Tsy navelany hipetrahan’ny voromanidina teo aminy tamin’ny antoandro; ny bibidia kosa no tsy navelany hankeo tamin’ny alina.