Genesisy 39:20 - DIEM PROTESTANTA20 Koa nasain’i Pôtifara nosamborina i Jôsefa sy nasainy nohidîna tao am-ponja izay nisy ireo mpigadra meloka tamin’ny mpanjaka. Fa raha tao am-ponja i Jôsefa, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia naka an’i Josefa ny tompony ka nampiditra azy tao amin’ny tranomaizina izay fitoeran’ny mpifatotra diso tamin’ny mpanjaka. Koa nitoetra tao an-tranomaizina izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Koa nasain’i Pôtifara nosamborina i Jôsefa sy nasainy nohidîna tao am-ponja izay nisy ireo mpigadra meloka tamin’ny mpanjaka. Fa raha tao am-ponja i Jôsefa, Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Nalainy i Josefa ka nataony an-tranomaizina, amin’ny fitoerana fitanana ny olona diso tamin’ny mpanjaka. Dia tao an-tranomaizina tao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary ny tompon’i Josefa dia naka azy ka nanao azy tao an-trano-maizina, izay fitoeran’ny mpifatotra diso tamin’ny mpanjaka; dia nitoetra tao an-trano maizina izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary ny tompon'i Josefa dia naka azy ka nanao azy tao an-trano-maizina, izay fitoeran'ny mpifatotra diso tamin'ny mpanjaka; dia nitoetra tao an-trano-maizina izy. Jereo ny toko |