Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 36:41 - DIEM PROTESTANTA

41 i Timnà sy i Halvà, i Jeteta sy i Ohôlibamà, i Elà sy i Pinôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 i Oholibama, loham-pirenena, i Elaha, loham-pirenena, i Pinona, loham-pirenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 i Timnà sy i Halvà, i Jeteta sy i Ohôlibamà, i Elà sy i Pinôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Oolibamà loham-pirenena, Finona loham-pirenena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 sy Oholibama loham-pireneny sy Elaha loham-pireneny sy Pinona loham-pireneny

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 sy Oholibama loham-pireneny sy Elaha loham-pireneny sy Pinona loham-pireneny

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:41
5 Rohy Ifampitohizana  

Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,


Ireto no anaran’ireo filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao, araka ny isan-tarika sy ny toerany avy:


i Kenàza sy i Temàna, i Mibitsara


sy i Ohôlibamà, i Elà sy i Pinôna,


sy i Magdiela ary i Hirama; ireo no lehibem-poko nitondra an’i Edôma.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra