Genesisy 36:27 - DIEM PROTESTANTA27 Ireto no zanakalahin’i Etsèra: i Bilehàna sy i Zaha ary i Hakàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Izao no zanak’i Ezera: I Bilana sy i Zavana ary i Akana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Ireto no zanakalahin’i Etsèra: i Bilehàna sy i Zaha ary i Hakàna. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Izao no zanaka lahin’i Esera: i Balàna, i Zavàna, ary i Akàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary izao no zanak’i Ezera: Bilana sy Zavana ary Akana. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary izao no zanak'i Ezera: Bilana sy Zavana ary Akana. Jereo ny toko |