Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 36:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Ireo no taranak’i Hesao na hoe i Edôma, ka samy filoham-pianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ireo no zanak’i Esao, izay atao koa hoe Edoma, ary ireo no loham-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ireo no taranak’i Hesao na hoe i Edôma, ka samy filoham-pianakaviany avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ireo no zanaka lahin’i Esao, ireo no loham-pirenena; izany no Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ireo no zanak’i Esao, izay atao hoe koa Edoma, ary ireo no loham-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ireo no zanak'i Esao, izay atao hoe koa Edoma, ary ireo no loham-pireneny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:19
5 Rohy Ifampitohizana  

ka nangataka taminy hoe: –Mba omeo kely amin’io sakafo efa menafify io aho fa reraka. (Izany no niantsoana azy tamin’ny anaram-bositra hoe Edôma na Ilaimena).


Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Ohôlibamà vadin’i Hesao, dia i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà; izy telo lahy kosa dia avy tamin’i Ohôlibamà izay zanakavavin’i Hanà sy vadin’i Hesao.


Ny mponina taloha tao amin’ny faritr’i Edôma dia ireo taranak’i Sehira ilay Hôrita. Ny zanakalahin’i Sehîra dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna sy i Hanà,


Izany no nipetrahan’i Hesao na i Edôma tany an-tendrombohitra Sehira.


Rehefa tonga mpanjakan’i Israely i Saoly, dia niady tamin’ireo fahavalony rehetra izay nanodidina azy, izany hoe ny Môabita, ny Hamônita, ny Edômita, ny fanjakan’i Tsôbà ary ny Filistinina. Fandresena hatrany no azony tamin’izay rehetra niadiany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra