Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 32:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Izany no tsy ihinanan’ny Israelita ny hozatra eo amin’ny foto-pe mandraka androany, satria voadona teo amin’io hozatra io i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Izany no tsy ihinanan’ny Zanak’Israely ny hozatry ny tonon-taolam-pe mandraka androany satria nikapoka ny foto-pen’i Jakoba teo amin’ny hozatry ny tonon-taolany Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Izany no tsy ihinanan’ny Israelita ny hozatra eo amin’ny foto-pe mandraka androany, satria voadona teo amin’io hozatra io i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Izany no tsy ihinanan’ny Zanak’Isiraely ny ozatry ny atodiakanga mandraka androany; satria nanendry ny foto-pen’i Jakoba teo amin’ny ozatry ny atodiakanga Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 32:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra