Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 27:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Nanontany azy kosa i Itsehàka hoe: –Ahoana no nahitanao haza faingana toy izao, anaka? Fa namaly izy hoe: –Ny TOMPO Andriamanitrao no nampahatonga azy teo anatrehako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Fa hoy Isaka tamin’ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Dia hoy izy: Satria NY TOMPO Andriamanitrao no nampahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Nanontany azy kosa i Itsehàka hoe: –Ahoana no nahitanao haza faingana toy izao, anaka? Fa namaly izy hoe: –Ny TOMPO Andriamanitrao no nampahatonga azy teo anatrehako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Fa hoy i Isaaka tamin-janany: «Ahoana no dia nahazoanao faingana toy izany, anaka?» Ka hoy i Jakôba: «I Iaveh Andriamanitrao no nahatonga azy teo anoloako.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary hoy Isaka tamin’ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany hianao? Ary hoy izy: Satria Jehovah Andriamanitrao no nampahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary hoy Isaka tamin'ny zanany: Nanao ahoana, anaka, no dia nalaky nahazo toy izany ianao? Ary hoy izy: Satria Jehovah Andriamanitrao no nampahazo ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:20
4 Rohy Ifampitohizana  

Izao no vavaka nataony: –Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ambino aho anio, ka manehoa fahasoavana amin’i Abrahama tompoko.


Dia hoy i Itsehàka tamin’i Jakôba: –Manatòna kely hoe, anaka, hitsapako anao mba hahafantarako raha i Hesao zanako tokoa ianao na tsia.


Fanompoana an’Andriamanitra ve no anaovanareo lahateny tsy mitombina? Fimasoana Azy ve no ilazanareo fitaka?


«Aza manonom-poana ny anarako ianao fa Izaho TOMPO Andriamanitrao dia mitana ho meloka izay manao toy izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra