Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 19:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Dia nampisotroin’izy roa divay ny rainy ny alin’io, ary avy ilay zokiny ka nandry tamin-drainy; nefa tsy fantatr’i Lôta mihitsy izay nandrian-drazazavavy na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’iny alina iny; dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin’ny rainy; kanefa izy io dia tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Dia nampisotroin’izy roa divay ny rainy ny alin’io, ary avy ilay zokiny ka nandry tamin-drainy; nefa tsy fantatr’i Lôta mihitsy izay nandrian-drazazavavy na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Ny alin’izay ihany, dia nampisotroiny divay tokoa irainy, ka niditra nandry tao amin-drainy ilay zokiny; tsy nisy hitany anefa, na ny nandrian-janany na ny niarenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin’iny alina iny, dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin'iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 19:33
6 Rohy Ifampitohizana  

Noho izany, andeha hampisotrointsika divay ny raintsika, dia handry aminy isika ka hanan-taranaka avy amin’ny raintsika.


Nony ampitso dia hoy ilay zokiny tamin-jandriny: –Indro efa nandry tamin’ny raiko aho halina! Andeha hampisotrointsika divay indray izy anio alina, dia tongava ianao handry aminy, dia hamelona taranaka avy amin’ny raintsika isika.


Ny divay mahatonga ho mpaniratsira, ny toaka mahatonga ho mpitabataba, koa izay mimamo amin’izany tsy ho hendry.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra