Genesisy 18:20 - DIEM PROTESTANTA20 Ary hoy ny TOMPO tamin’i Abrahama: –Betsaka ny fitarainana momba an’i Sôdôma sy i Gômôra; ary mavesatra loatra ny fahotany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Hoy ihany NY TOMPO: Ny fitarainana momba an’i Sodoma sy i Gomora dia be tokoa, ary ny fahotany dia tena mavesatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Ary hoy ny TOMPO tamin’i Abrahama: –Betsaka ny fitarainana momba an’i Sôdôma sy i Gômôra; ary mavesatra loatra ny fahotany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Dia hoy i Iaveh: «Mafy loatra ny fitarainana miakatra avy amin’i Sôdôma sy Gômôra, ary lehibe indrindra ny fahotan’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ary hoy Jehovah: Ny fitarainan’i Sodoma sy Gomora dia lehibe tokoa, ary ny fahotany dia mavesatra indrindra; Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary hoy Jehovah: Ny fitarainan'i Sodoma sy Gomora dia lehibe tokoa, ary ny fahotany dia mavesatra indrindra; Jereo ny toko |
Fa tao amin’ny mpaminanin’i Jerosalema dia nahitako zavatra mahatsiravina: sady mijangajanga izy no mivelona amin’ny lainga. Mampirisika ny mpanao ratsy izy hany ka misakana ny tsirairay hiala amin’ny faharatsiany. Izy rehetra amiko dia tonga tahaka ny olon’i Sôdôma; ary ny mponin’i Jerosalema dia sahala amin’ny an’i Gômôra.»