Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 17:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ary ny momba an’i Jismahela dia efa nohenoiko ny hatakao; indro hotahîko izy, ka hataoko maro anaka ary hampitomboiko fatratra ny taranany. Hiteraka andriana 12 izy sady ho razamben’ny firenen-dehibe iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ary ny amin’Ismaela dia efa nihaino anao Aho. Indro, hitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa amby folo izy satria notendreko ho firenena lehibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ary ny momba an’i Jismahela dia efa nohenoiko ny hatakao; indro hotahîko izy, ka hataoko maro anaka ary hampitomboiko fatratra ny taranany. Hiteraka andriana 12 izy sady ho razamben’ny firenen-dehibe iray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Ny amin’i Ismaely dia efa nihaino anao Aho, ka efa nitso-drano azy Aho; hataoko maro anaka izy, ary hampitomboiko be indrindra. Hiteraka andriana roa ambin’ny folo izy, ary hotongaviko ho firenena lehibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary ny amin’Isimaela, dia efa nihaino anao Aho; indro, efa nitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa ambin’ny folo izy, satria efa notendreko ho firenena lehibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary ny amin'Isimaela, dia efa nihaino anao Aho; indro, efa nitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa ambin'ny folo izy, satria efa notendreko ho firenena lehibe.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 17:20
7 Rohy Ifampitohizana  

Hataoko firenena lehibe ianao; hitahy anao Aho ka hampahalaza ny anaranao. Hanjary fitahiana ho an’ny hafa ianao.


Kanefa ilay zanakalahin’ny mpanompovavinao koa dia hataoko tonga firenena, satria taranakao izy.


Mitsangàna, ndeha areno ny zaza ka tantano; fa hataoko tonga firenena lehibe izy.


Hitahy anao anie ilay Andriamanitra Tsitoha, ka hanome taranaka maro mba hahatonga anao ho razamben’ny firenena maro


Tahîn’ny Tompo izy ka mihamaro fatratra; ny biby fiompiny koa tsy avelany hihavitsy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra