Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 8:3 - DIEM PROTESTANTA

3 lehilahy iray anisan’ny zanak’i Sekanià; i Zakarià mbamin’ireo namany 150 lahy samy avy amin’ny terak’i Parehôsy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 avy tamin’ny taranak’i Sekania, avy tamin’ny zanak’i Parosy, i Zakaria mbamin’ny namany dimampolo amby zato lahy, voasoratra araka ny firazanany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 lehilahy iray anisan’ny zanak’i Sekanià; i Zakarià mbamin’ireo namany 150 lahy samy avy amin’ny terak’i Parehôsy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 izay avy amin’ny taranak’i Sekeniasa; tamin’ny taranak’i Farosa, i Zakaria, mbamin’ireo 150 lahy, voasoratra ao amin’ny bokim-pianakaviana izay niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Zakaria, avy tamin’ny taranak’i Sekania (avy tamin’ny zanak’i Parosy), mbamin’ny namany dimam-polo amby zato lahy voasoratra araka ny firazanany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Zakaria, avy tamin'ny taranak'i Sekania (avy tamin'ny zanak'i Parosy), mbamin'ny namany dimam-Polo amby zato lahy voasoratra araka ny firazanany;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny taranak’i Hananià dia i Pelatià sy i Jesahià mbamin’ireo zanakalahin-dry i Refaià sy i Arnàna ary i Hôbadià sy i Sekanià.


Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.


Tamin’ny sarambabem-bahoaka israelita dia ireto avy: tamin’ny taranak’i Parehôsy dia ry i Ramià sy i Jizià ary i Malkià mbamin’ny Miamina sy i Elehazara ary i Malkià sy i Benaià;


ny terak’i Parehôsy dia nisy lehilahy 2 172;


i Eliôhenay mbamin’ireo namany roanjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zerahià;


i Hôdià sy i Banỳ ary i Kenany.


ny terak’i Parehôsy dia nisy lehilahy 2 172;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra