Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 8:2 - DIEM PROTESTANTA

2 I Geresôna, avy amin’ny terak’i Pinehasa; i Daniela, avy amin’ny terak’i Itamara; i Hatosy, avy amin’ny terak’i Davida;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 I Gersoma, avy tamin’ny taranak’i Finehasa; i Daniela, avy tamin’ny taranak’Itamara; i Hatosy avy tamin’ny taranak’i Davida;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 I Geresôna, avy amin’ny terak’i Pinehasa; i Daniela, avy amin’ny terak’i Itamara; i Hatosy, avy amin’ny terak’i Davida;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Tamin’ny taranak’i Finea, i Gersôma; tamin’ny taranak’i Itamara, i Daniela; tamin’ny taranak’i Davida, i Hatosa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Gersoma, avy tamin’ny taranak’i Finehasa; Daniela, avy tamin’ny taranak’Itamara; Hatosy, avy tamin’ny taranak’i Davida;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Gersoma, avy tamin'ny taranak'i Finehasa; Daniela, avy tamin'ny taranak'Itamara; Hatosy, avy tamin'ny taranak'i Davida;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:2
6 Rohy Ifampitohizana  

Ireto no zanakalahy naterak’i Davida tao Hebrôna: ny lahimatoa dia i Amnôna, zanakalahin’i Ahinôhama avy any Jizrehela; ny faharoa dia i Daniela, zanakalahin’i Abigaîla avy any Karmela;


Ny zanakalahin’i Sekanià dia enina: i Semahià sy i Hatosa, i Jigala sy i Barià ary i Neharià sy i Safata.


Araka ny firazanany, dia ireto avy ny loham-pianakaviana niaraka tamiko niala tany Babilôna ka niverina an-tanindrazana, tamin’ny andro nanjakan’ny amperôra Artakserksesa:


Nangoniko teo amoron’ilay lakan-drano mankany Ahavà ireo loham-pianakaviana rehetra ireo, ka nilasy teo nandritra ny telo andro izahay. Nony nandinika ny olona aho, dia nahita fa sarambabem-bahoaka sy mpisorona ry zareo fa tsy nisy levita na dia iray akory aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra