Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 8:11 - DIEM PROTESTANTA

11 i Zakarià, zanakalahin’i Bebay, mbamin’ireo namany 28 lahy, samy avy amin’ny terak’i Bebay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 i Zakaria, zanak’i Bebay, avy tamin’ny taranak’i Bebay, mbamin’ny namany valo amby roapolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 i Zakarià, zanakalahin’i Bebay, mbamin’ireo namany 28 lahy, samy avy amin’ny terak’i Bebay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 tamin’ny taranak’i Bebay, i Zakaria zanak’i Bebay mbamin’ireo 28 lahy niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Zakaria, zanak’i Bebay, avy tamin’ny taranak’i Bebay, mbamin’ny namany valo amby roa-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Zakaria, zanak'i Bebay, avy tamin'ny taranak'i Bebay, mbamin'ny namany valo amby roa-polo lahy,

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:11
5 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Bebay dia ry i Jôhanàna sy i Hananià ary i Zabay sy i Hatlay;


ny terak’i Bebay dia nisy lehilahy 623;


i Selômita, zanakalahin’i Jôsifià, mbamin’ireo namany 160 lahy, samy avy amin’ny terak’i Banỳ;


i Jôhanàna, zanakalahin’i Hakatàna, mbamin’ireo namany 110 lahy, samy avy amin’ny terak’i Hazgada;


ny terak’i Bebay dia nisy lehilahy 628;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra