Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 5:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Koa takînay aminareo ny anaran’ireo lehilahy manorina ny trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Izao koa no nolazainay taminy: Iza avy no anaran’ireo lehilahy manao io trano io?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Koa takînay aminareo ny anaran’ireo lehilahy manorina ny trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia niteny taminy izahay ka nilaza taminy ny anaran’ireo lehilahy manao ny trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary izao koa no nataonay taminy: Iza avy no anaran’izay lehilahy manao io trano io?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary izao koa no nataonay taminy Iza avy no anaran'izay lehilahy manao io trano io?

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 5:4
2 Rohy Ifampitohizana  

Nanontanianay azy koa ny anarany mba hahazoanay manoratra aminao sy hampahafantatra anao ny anaran’ireo lehilahy mpitarika asa izao.


I Betsalela sy i Ôhôliaba mbamin’ireo mpahay taozavatra hafa, izay nomen’ny TOMPO fahakingana sy faharanitan-tsaina ilaina hanatanterahana ny asa, dia hanamboatra ny zavatra rehetra hampiasaina amin’ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny Toeramasina araka izay rehetra nodidian’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra