Ezra 5:3 - DIEM PROTESTANTA3 Tamin’izay ihany dia tonga teo amin’ireto mpanorina ny tranon’Andriamanitra i Tatenay governoran’ny faritra andrefan’ny ony Eofrata sy i Setara-Bôzenay mbamin’ireo namany ka nanontany azy hoe: –Iza no nanome baiko anareo hanorina indray io trano io sy hanangana ny manda? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tamin’izany andro izany koa dia nankany amin’izy ireo i Tatenay governoran’ny etỳ andafin’ny ony Eofrata sy i Setara-Bozenay mbamin’ny namany; koa izao no nolazainy taminy: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hamita io manda io? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tamin’izay ihany dia tonga teo amin’ireto mpanorina ny tranon’Andriamanitra i Tatenay governoran’ny faritra andrefan’ny ony Eofrata sy i Setara-Bôzenay mbamin’ireo namany ka nanontany azy hoe: –Iza no nanome baiko anareo hanorina indray io trano io sy hanangana ny manda? Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Tamin’io fotoana io ihany dia tonga tao amin’izy ireo i Tatanaì, governoran’ny any an-dafin’ny ony, mbamin’i Starbôzanay sy ny namany, ka nanao tamin’izy ireo hoe: «Iza no nanome alalana anareo hanao ity trano ity sy hanangana ireo manda ireo?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary tamin’izany andro izany ihany koa dia nankany amin’ireo Tatenay, governoran’ny etỳ an-dafin’ny ony etỳ, sy Setara-bozenay mbamin’ny namany; ka izao no nataony taminy: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hahavita io mànda io? Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary tamin'izany andro izany ihany koa dia nankany amin'ireo Tatenay, governoran'ny etỳ an-dafin'ny ony etỳ, sy Setara-bozenay mbamin'ny namany; ka izao no nataony taminy: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hahavita io manda io? Jereo ny toko |
«Izaho, Artakserksesa amperôra, dia manao izao didy izao ho anareo rehetra mpitahiry harem-panjakana any andafy andrefan’ny ony Eofrata; iny i Hezrà mpisorona, izay mpahay lalàna fatra-pahalala ny lalànan’ilay Andriamanitry ny lanitra; na inona na inona ilainy ka takîny aminareo, dia hotanterahina tsy misy tomika izany.