Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 5:13 - DIEM PROTESTANTA

13 ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon’Andriamanitra koa dia nalainy tao amin’ny tempolin’i Jerosalema ka nentiny ho any amin’ny tempolin’i Babilôna. Fa ny taona voalohany nanjakàn’i Kirôsa tamin’i Babilôna, dia namoaka didy ity amperôra ity mba haorina indray io tranon’Andriamanitra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Nefa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjakan’i Babilona kosa dia namoaka didy i Kirosy mpanjaka mba hananganana indray io tranon’Andriamanitra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon’Andriamanitra koa dia nalainy tao amin’ny tempolin’i Jerosalema ka nentiny ho any amin’ny tempolin’i Babilôna. Fa ny taona voalohany nanjakàn’i Kirôsa tamin’i Babilôna, dia namoaka didy ity amperôra ity mba haorina indray io tranon’Andriamanitra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa, mpanjakan’i Babilôna kosa anefa, namoaka didy manome lalana ny hanaovana io tranon’Andriamanitra io indray i Sirosa mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Fa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy, mpanjakan’i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon’Andriamanitra io.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Fa tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy, mpanjakan'i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon'Andriamanitra io.

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 5:13
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanohy ny taotrano ireo loholona jiosy ka nambinina, araka ny hafatra nentin’ny mpaminany Hagay sy ny mpaminany Zakarià zanakalahin’i Hidao. Nanorina ka nahavita ny tempoly ry zareo, araka ny didin’Ilay Andriamanitr’i Israely sy araka ny baikon-dry i Kirôsa sy i Dariôsa ary i Artakserksesa, amperôran’i Persia.


Hoy Aho ny amin’i Kirôsa: ‹Izy no mpiandry ondriko. Hotanterahiny izay sitrako rehetra, ka dia hanome baiko izy mba haorina indray i Jerosalema ary hamboarina indray ny tempoly.› »


«Hoentina any Babilôna ireo fanaka rehetra ireo, ary hijanona any ambara-piavin’ny andro hirotsahako an-tsehatra hampakatra sy hamerina azy eto amin’ity toerana ity indray.» Izany no teny hentitry ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra