Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 4:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Tsy ho zakanay ny hahita anao afa-baràka, ry Andriamanjaka, satria izahay dia mandray tombontsoa amin’ny fanompoana anao; koa naniraka olona izahay hampahafantatra anao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin’ny lapan’ny mpanjaka izahay dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana ka nandefa iraka hampahafantatra izao amin’ny mpanjaka izahay,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Tsy ho zakanay ny hahita anao afa-baràka, ry Andriamanjaka, satria izahay dia mandray tombontsoa amin’ny fanompoana anao; koa naniraka olona izahay hampahafantatra anao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Noho izahay mihinana ny sira avy any an-dapa anefa, sady heverinay fa tsy mety raha tsiratsiraina eo imasonay ny mpanjaka, dia nandefa ny filazana izany amin’ny mpanjaka izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin’ny lapan’ny mpanjaka izahay, dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana, ka dia efa naniraka hampahafantatra ny mpanjaka izany izahay,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin'ny lapan'ny mpanjaka izahay, dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana, ka dia efa naniraka hampahafantatra ny mpanjaka izany izahay,

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 4:14
5 Rohy Ifampitohizana  

Aoka ho fantatrao, ry Andriamanjaka, fa raha voaorina indray io tanàna io ka tafatsangana ny mandany, dia tsy hety handoa hetra na haba na sara intsony ry zareo; ka dia hahatonga fatiantoka ho an’ny fanjakanao izany.


Aoka hozahanao ny boky mirakitra ny tantaran-drazanao; dia ho hitanao sy ho fantatrao fa tanàna nikomy hatrany io tanàna io.


Dia mivory eo aminao ireo olona anisan’ny vahoakako ka mipetraka eo anatrehanao mba hihaino anao. Mihaino ny teninao izy, fa tsy manatanteraka azy. Izay rendrarendra tiany hatao ihany no eo am-bavany; ary ny filan-dratsiny no ironan’ny fony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra