Ezra 3:6 - DIEM PROTESTANTA6 Amin’izao andro voalohan’ny volana fahafito izao ny Israelita no nanomboka nanolotra sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, na dia mbola tsy nalatsaka akory aza ny fototr’ilay tempolin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahafito no niantomboka nanolotra fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO izy ireo. Nefa tsy mbola napetraka tamin’izay ny fanorenan’ny tempolin’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Amin’izao andro voalohan’ny volana fahafito izao ny Israelita no nanomboka nanolotra sorona dorana manontolo ho an’ny TOMPO, na dia mbola tsy nalatsaka akory aza ny fototr’ilay tempolin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Hatramin’ny andro voalohan’ny volana fahafito, dia efa nanomboka ny manatitra sorona dorana ho an’i Iaveh izy ireo; ny fototry ny tempolin’i Iaveh anefa dia mbola tsy nalatsaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahafito no niantomboka nanatitra fanatitra dorana ho an’i Jehovah izy. Nefa tsy mbola natao ny fanorenan’ny tempolin’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahafito no niantomboka nanatitra fanatitra dorana ho an'i Jehovah izy. Nefa tsy mbola natao ny fanorenan'ny tempolin'i Jehovah. Jereo ny toko |