Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 1:10 - DIEM PROTESTANTA

10 koveta volamena telopolo; koveta volafotsy 410; fitaovana hafa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 kapoaka volamena misarona telopolo, lovia volafotsy fiandry folo sy efajato ary lovia hafa koa arivo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 koveta volamena telopolo; koveta volafotsy 410; fitaovana hafa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Kôpy volamena 30, kôpy volafotsy ambaratonga faharoa 410, ary fanaka hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 kapoaka volamena misarona telo-polo, lovia volafotsy manarakaraka folo amby efa-jato, ary lovia hafa koa arivo;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 kapoaka volamena misarona telo-polo, lovia volafotsy manarakaraka folo amby efa-jato, ary lovia hafa koa arivo;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 1:10
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra dia 5 400; ka nentin’i Sesebatsàro ireo, fony niakatra avy tany Babilôna ho any Jerosalema ny voasesitany.


Izao no isany: lovia volamena telopolo; lovia volafotsy arivo; antsy 29;


Nalainy koa ny fanaka halimo rehetra fampiasa tamin’ny fanompoam-pivavahana, dia ny vilany fasian-davenona sy ny sotron’afo mbamin’ny antsy sy ny tsatokaty famafazana ary ireo lovia madinika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra