Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 37:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Haba volamena roa avy no napetany teo ambanin’ny sisiny sady nataony tamin’ny zorony efatra, ka nampidirana bao mba hilanjana ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Nasiany mason-drojo volamena roa teo ambanin’ny sisiny ka nataony teo amin’ny zorony efatra ireo ho fitoeran’ny bao hilanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Haba volamena roa avy no napetany teo ambanin’ny sisiny sady nataony tamin’ny zorony efatra, ka nampidirana bao mba hilanjana ny alitara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Nasiany masom-bolamena roa teo ambanin’ny tanjo-miolaka amin’ny rirany roa; nataony teo an-daniny roa ireo, hidiran’ny bao hitondrana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary nasiany vava volamena roa izy teo ambanin’ny koronosiny, ka nataony teo amin’ny zorony efatra ireo ho fitoeran’ny bao hilanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary nasiany vava volamena roa izy teo ambanin'ny koronosiny, ka nataony teo amin'ny zorony efatra ireo ho fitoeran'ny bao hilanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:27
3 Rohy Ifampitohizana  

Hatao eo akaikin’ny fehivavany ny haba ka hampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.


Norakofana takela-bolamena madio ny tampony sy ny lafiny manodidina mbamin’ny tandrony, sady nasiana sisiny volamena manodidina.


Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, ary norakofana takela-bolamena.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra