Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 36:36 - DIEM PROTESTANTA

36 Nisy andry efatra namboariny tamin’ny hazo mimôzà, dia norakofany takela-bolamena; ary nahantony tamin’ny fantsika volamena teo ny efitra lamba. Nandrendrehany faladia volafotsy efatra koa ho an’ny andry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Nanamboatra andry efatra tamin’ny hazo akasia izy mba hihantonan’izany, ary nopetahany takelaka volamena ireo, sady nataony volamena koa ny fihantonany; dia nandrendrika faladia volafotsy efatra izy mba hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Nisy andry efatra namboariny tamin’ny hazo mimôzà, dia norakofany takela-bolamena; ary nahantony tamin’ny fantsika volamena teo ny efitra lamba. Nandrendrehany faladia volafotsy efatra koa ho an’ny andry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 ary nanaovana andry efatra amin’ny hazo akasià, nopetaham-bolamena, sy faraingony volamena; ary volafotsy no narendrika natao faladiany efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary nanao andry efatra tamin’ny hazo akasia izy hihantonan’izany, ary nopetahany takela-bolamena ireo, sady nataony volamena koa ny fihantonany; ary nandrendrika faladia volafotsy efatra izy hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary nanao andry efatra tamin'ny hazo akasia izy hihantonan'izany, ary nopetahany takela-bolamena ireo, sady nataony volamena koa ny fihantonany; ary nandrendrika faladia volafotsy efatra izy'hiorenany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:36
5 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


«Mpahay taozavatra no hanao efitra lamba iray amin’ny rongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ravahana kerobima roa vita amin’ny peta-kofehy tsara.


Mpahay taozavatra no nanao ny efitra lamba iray tamin’ny rongony mafy nifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, noravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.


Ho an’ny fidirana ao an-tranolay dia mpanao peta-kofehy no nanao efitra lamba iray hafa tamina kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky.


Manomboka izao dia hataoko mafy toy ny tanànamimanda ianao sy toy ny andry vy ary toy ny manda varahina raha mifanandrina amin’ny mponina rehetra eto amin’ny tany amin’ny mpanjakan’i Joda sy ireo mpitondra fanjakana sy ny mpisorona ary ny sarambabem-bahoaka ao amin’ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra