Eksodosy 36:28 - DIEM PROTESTANTA28 niampy hazo fisaka roa manokana ho an’ny zorony roa terỳ afara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Nanao hazofisaka roa izy ho eo amin’ny zoron’ny tabernakely tamin’ny lafiny ao aoriana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 niampy hazo fisaka roa manokana ho an’ny zorony roa terỳ afara. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 ary hazo fisaka roa no natao amin’ny zoron’ny Fonenana ao anatiny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary nanao zanakazo roa ho eo amin’ny zoron’ny tabernakely tamin’ny lafiny ivoho izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary nanao zana-kazo roa ho eo amin'ny zoron'ny tabernakely tamin'ny lafiny ivoho izy. Jereo ny toko |