Eksodosy 34:27 - DIEM PROTESTANTA27 Mbola nandidy an’i Mosesy koa ny TOMPO hoe: –Soraty ireto didy ireto fa fototry ny fanekempihavanana ataoko aminao sy ny vahoaka israelita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Farany, hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin’ny Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Mbola nandidy an’i Mosesy koa ny TOMPO hoe: –Soraty ireto didy ireto fa fototry ny fanekempihavanana ataoko aminao sy ny vahoaka israelita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Soratinao ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no anaovako fanekena aminao sy amin’i Israely.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin’ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin'ny Isiraely. Jereo ny toko |
Ary hoy ny TOMPO hoe: –Hanao fanekempihavanana aminareo Aho. Eo anatrehan’ny vahoakanao manontolo no hanaovako zava-mahagaga tsy mbola nisy toa azy teto ambonin’ny tany manontolo sy tamin’ny firenena rehetra; ho hitan’ireo Israelita rehetra manodidina anao fa tena mampitolagaga ny asa hotanterahiko amin’ny alalanao.